FOMBA FANAOVANA BONBON VOANJO
Manao caramel siramamy
(empoina) dia arotsaka ao ny voanjo efa masaka (nendasina amankodiny) sy
voavaofy ary somary mba nototoina t@ tavoahagy mba ho fisapisaka (tsy
atao potika an) .
Dia apetraka eo ambony planche hazo iny dia etaler-na tsara dia avela hangatsiaka.
Didiana arak'izay forme hitiavana azy.
Mazotoa àry ô!!!